Alahady 13 aprily, alahadin'ny Sampankazo nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Inviato da hanitra il Lun, 04/14/2025 - 06:53
I mompera Eugène no nitarika ny Sorona Masina niarahany nanolotra tamin-dr'i mompera Fulgence, Faly, Laurent,... ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.