Inviato da hanitra il Gio, 04/17/2025 - 16:12 Ny Alakamisy masina, fankalazana ny Eokaristia sy ny Fanasana tongotra. I mompera Fulgence no nitarika ny Sorona Masina, niarahany nanolotra tamin'dr'i mompera Eugène, Barnabé, Joslin, aumônier ary i diakra Fabrice.