Inviato da hanitra il Dom, 05/11/2025 - 22:35 Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i aumônier ry mompera Fulgence, Barnabé, Eugène ary Joslin sady teo amin'ny zava-maneno ihany koa. Nanomana sy nanentana ny litorjia ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy.