Alahady 6 jolay, alahady faha-14 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

Sorona Masina notarihin'i mompera Toky ary niarahany nanolotra tamin'i mompera Barnabé sy i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Taorian'ny lamesa dia nisy fiaraha-mizara mofomamy tamin'i Josia sy aumônier ho fankalazana ny tsingerintaona nahaterahany, ary i fr. Andry vao avy nanao voady farany tany Orvieto tamin'ny zoma lasa teo.