Alahady 7 septambra, alahady faha-23 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, teto am-panombohana ny taona pastoraly 2025-2026 ary i mompera Fulgence sy mompera Thierry no niaraka nanolotra izany taminy. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.