Alahady 7 desambra, alahadin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja

I mompera Eugène sy i aumônier no nitondra ny Sorona Masina ary ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.