Inviato da hanitra il Gio, 01/22/2026 - 23:00 I mompera Toky no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ireo pretra 6 rahalahiny ao amin'ny Fikambanan'i Jesoa. Ny Zanaka Diosezin' Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.