Inviato da rondro il Mer, 02/18/2026 - 00:21 I mompera Germain no nitarika ny Sorona Masina ary i aumônier no nanotrona azy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.