Alahady 1 martsa, alahady faharoa amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da rondro il Dom, 03/01/2026 - 18:27
I Mgr Jean Claude no nitarika ny Sorona Masina, nanotrona azy i Mgr Pascal sy ireo pretrantsika vitsivitsy eto an-toerana. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.