Alahady 10 novambra, alahady faha-32 mandavantaona, nentanin'ny Fiombonan'ny relijiozy

 

Ny Sorona Masina, izay niarahany nanolotra tamin'i aumônier, dia notarihan'i mompera Mamy. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.