Inviato da hanitra il Gio, 11/14/2024 - 11:12 Ny Sorona Masina, izay niarahany nanolotra tamin'i aumônier, dia notarihan'i mompera Mamy. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.