Alahady 15 oktobra, faha-28 mandavantaona nentanin'ny M.D.M.K.

 

I mompera Faly  no nitarika ny Sorona Masina ary notronin'i aumônier. Ny M.D.M.K. kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.