Alahady 21 janoary, fankalazana ny Tenin'Andriamanitra

 

Alahady fankalazana ny Tenin'Andriamanitra ka i mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina notronin'i mompera Joslin sy mompera Faly ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.