Alahady 3 martsa, alahady faha-3 amin'ny Karemy nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera Joslin no nitarika ny Sorona masina ary nanotrona azy i mompera Barnabé sy mompera Faly. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.