8 desambra, fetin'i MariaVirjiny notorontoronina tsy azon-keloka nentanin'ny MDMK

 

Ny Sorona Masina fankalazana ny fetin'i Masina Maria Virjiny notorontoronina tsy azon-keloka notarihin'i mompera Faly, zoky am-panahin'ny MDMK ary nanotrona azy i mompera Daudet sy mompera Joslin ary i aumônier. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia noho io andro lehibe nankalazana an'i Masina Maria io.