Alahady 3 martsa, alahady fahatelon'ny Karemy nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera  Joslin no nitarika ny Sorona Masina, nanotrona azy i mompera Barnabé sy mompera Faly. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.