Alahady 30 novambra, alahady Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Fraternità Malgascia

 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence. Ny Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.