Inviato da hanitra il Dom, 12/07/2025 - 00:32 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence. Ny Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.