Alahady 4 febroary, alahady faha-5 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Joslin. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Nisy ihany koa ny fanamasinana ny Jiro ho an'izay tsy afaka nankalaza izany tamin'ny zoma 2 febroary.