Nampidirin'i rondro ny Mon, 10/02/2025 - 18:04 Teny amin'ny paroasin'i San Maurizio martire, eny Acilia, no nifamotoana ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo, niombom-bavaka sy niaraka nankalaza ny taona vaovao 2025 tamin-kafaliana, ny alahady 9 febroary lasa teo.