Alahady 9 febroary, nanatontosana ny fifampiarahabana amin'ity taona vaovao 2025 ity

 

Teny amin'ny paroasin'i San Maurizio martire, eny Acilia, no nifamotoana ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo, niombom-bavaka sy niaraka nankalaza ny taona vaovao 2025 tamin-kafaliana, ny alahady 9 febroary lasa teo.