Fotoam-bavaka iraisam-pinoana hahatsiarovana ny 29 martsa 47

 

Ny tolakandron'ny alahady 24 martsa no nanatontosa ny fiombonam-bavaka iraisam-pinoana niarahan'ny Ankohonana sy ny eglizy protestanta, mba hahatsiarovana ireo rà latsaka tamin'ny Raharaha 47. Tao amin'ny eglizin'i San Macuto no nanaovana izany.