Alahady 17 desambra, alahady fahatelo amin'ny Fiaviana, nentanin'ny Fraternità malgascia

 

I mompera Augustin Tsikivy no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Joslin sy i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.

 

 

 

Commenti

Mahafinaritra daholo. Misaotra amin'ny sary e.