Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 29 mars 1947

 

Fotoam-bavaka ho fahatsiarovana ny raharaha 1947, niarahan'ny fiangonana malagasy katolika sy protestanta eto Roma  ny 24 martsa 2024 tolakandro tao amin'ny eglizy San Macuto.