Alahadin'ny Sampankazo eny amin'ny Vatican.

 

Ny alahady 28 martsa, alahadin' ny SAMPANKAZO,  dia hisy lamesa eny amin'ny Piazza S.Pietro, manomboka amin'ny sivy ora sy sasany maraina (09h30).

Ny tapakila ho an'izay maniry hamonjy izany lamesa izany dia omena ao am-piangonana ny alahady 21 mars izao na miantsoa an'i Mr Fanja (n°3489216135.)