Alahady farany amin'ny Fiaviana nentanin'ny MDMK

Ny alahady 18 desambra no alahady farany amin'ny Fiaviana ka i mompera Narindra no nitarika ny Sorona Masina ary ny MDMK no tompon'andraikitra tamin'ny litorjia.
Taorian'ny lamesa dia mba nikokotra nanangana ny Tranon'omby koa ny komity.