Inviato da hanitra il Dom, 12/18/2022 - 22:40 Ny alahady 18 desambra no alahady farany amin'ny Fiaviana ka i mompera Narindra no nitarika ny Sorona Masina ary ny MDMK no tompon'andraikitra tamin'ny litorjia. Taorian'ny lamesa dia mba nikokotra nanangana ny Tranon'omby koa ny komity.