Fanamasinana ho diakra an'i Fr Angelo, sdv, tany Pompei.

 

IMG-20170701-WA0034

 

Mandray tànana an'i Fr. Angelo Hasina, sdv, tamin'ny fahatontosan'ny fanamasinana azy ho Diakra tany Pompeï (NA) ny zoma 30 jiona lasa teo. Hitantana anao hatrany ao anaty Sahany ao anie Izy Tompo. 

Mankasitraka anareo rehetra any atsimotsimo any nanotrona azy tamin'io fotoan-dehibe io sy nampita ny sary mba hifampizarantsika fifaliana.

 

Ny sary rehetra dia efa milahatra ao amin'ny : TAHIRINTSARY