Giubileo Mariano nandraisan'ny Ankohonana anjara.

 

Misaotra antsika rehetra nanandratra ny anaran'ny Ankohonana sy Madagasikara nandritra ny "Giubileo mariano" teny amin'ny Kianjan'i Md Piera androany 8 oktobra 2016. Mankasitraka fa nanasa ny Pontificio Consiglio per la Promozione della Nuova Evangelizzazione dia namaly tamim-pitiavana isika, nahafoy ny anjara fotoana tokony hialana sasatra na hikarakarana tokantrano na hanaovana ny adidy maro samihafa.

 

Ny sary sy  horonana tamin'izany dia azonao jerena ato : Giubileo mariano.