Sorona Masina nentanin'ny Relijiozy

 

Anjaran'ny Fiombonan’ny Pretra sy Relijiozy malagasy eto Italia no nanentana anio alahady 8 janoary, sady andro natokandrizareo hifampiarahabana amin'ny taona vaovao rahateo.