Taona Pastoraly 2009-2010

 

Ny fanombohana miaraka ny Taona Pastoraly 2009-2010 dia amin'ny Alahady 13 Septambra 2019. Hisy ny Sorona Masina amin'ny 10 maraina ao amin'ny Chiesa San Macuto toa ny mahazatra.