Tamin'ny 9 martsa teo no notendren'ny Papa Ray Masina ho evekan'i Miarinarivo i Mgr Jean Claude RAKOTOARISOA, izay vikera jeneralin'ny diosezin'i Tsiroanomandidy no tale nasionalin'ny Pontificie Opere Missionarie ao Madagasikara.