Fanendrena ho evekan'Antsirabe

Voatendrin'ny Papa Fransoa ho evekan 'Antsirabe i Mgr Jean Pascal Andriantsoavina. Eveka mpanampy ao Antananarivo i Mgr no izao voatendry hitondra ny diosezin'Antsirabe izao. Mirary soa ho azy hahavita be amin'ny diosezy anirahana azy