Alahady 1 martsa, alahady faha-2 amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Nampidirin'i rondro ny Tal, 03/03/2026 - 00:28
I mgr Jean-Claude, evekan'i Miarinarivo no nitarika ny Sorona Masina. Niara-nanolotra izany taminy i mgr Pascal, evekan'Antsirabe sy ny pretra maromaro eto Roma sy ny manodidina. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.