Alahady 3 martsa, alahady faha-3 amin'ny Karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Nampidirin'i rondro ny Sun, 03/03/2024 - 22:47
I mompera Joslin no nitarika ny Sorona masina ary nanotrona azy i mompera Barnabé sy mompera Faly. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.