Nampidirin'i rondro ny Thu, 01/10/2026 - 19:27 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina, niaraka tamin-dr'i mompera Fulgence, Martin (pretra frantsay dominikanina), Joslin ary i aumônier. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.