Alahady 1 septambra, alahady faha-22 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Barnabé sy mompera José. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Nankalaza ny fitsingeranan'ny andro nahaterahany moa i prezidanty Hanitra ka dia nisy fifandonana vera kely natao taminy nandritra ny "chocolat chaud"  mahazatra ny Ankohonana.