Alahady 25 jona, alahady faha-12 tsotra mandavan-taona nentanin'ny ELVIR

 

Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i mompera Narindra i mompera Tojo,  mompera Frésie, mompera Joslin ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Tamin'io alahady io ihany koa no nanamasinana ho diakra an'i frera Olivier sy frera Alphonse, SDB, teny amin'ny bazilikan'i San Giovanni Bosco.
Azo jerena ato ny rakitr'io andro lehibe ho azy mirahalahy io : Fanamasinana ho diakra SDB