Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika. 

Navoakan'ny Papa François tamin'ny 30 septambra 2019 ity "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra" ity, tamin'ny alalan'ny Lettre apostolique en forme de Motu proprio Aperuit illis. Misy andalany vitsivitsy notsongaina tao amin'ny lahatsoratra namoahan'ny Papa azy ity entina amintsika eto :

"È profondo il vincolo tra la Sacra Scrittura e la fede dei credenti. Poiché la fede proviene dall'ascolto e l'ascolto è centrato sulla Parola di Cristo (cf. Rm 10, 17), l'invito che ne scaturisce è l'urgenza e l'importanza che i credenti devono riservare all'ascolto della Parola del Signore sia nell'azione liturgica, sia nella preghiera e riflessione personale" (Aperuit illis, n°7).

"Le lien entre l'Ecriture Sainte et la foi des croyants est profond. Puisque la foi provient de l'écoute et que l'écoute est centrée sur la Parole du Christ (cf. Rm 10, 17), l'invitation qui en découle est l'urgence et l'importance que les croyants doivent réserver à l'écoute de la Parole du Seigneur, tant dans l'action liturgique que dans la prière et la réflexion personnelle" (Aperuit illis, n°7).