Teny fanentanana

Faly miarahaba antsika rehetra, Araka ny efa fantatsika dia nofaranana tamin'ny alahady 30 jolay 2023 teo ny taona pastoraly 2022-2023. Tsy misy noho izany ny lamesa fanaontsika isaky ny alahady ao San Macuto mandritra ity volana aogositra 2023 ity. Maro amintsika no tsy eto Roma fa makamaka aina... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Fintinina amintsika indray ny fizotran'ny alahady 17 septambra 2023 teo sy izay tsara ho fantatra ato ho ato . P. Pascal... (tohiny)

Vaovao

Faly manasa antsika hiombom-bavaka sy hanotrona ireo masera hanao voady farany ny maseran'ny "Battistine" araka ity fanasana alefa eto ambany ity :Read more
Neken'ny Papa Fransoa anio 22 jolay 2023 ny fametraham-pialan'i Mgr Fulgence Rabeony amin'ny maha arsevekan'i Toliary azy. Notendreny hisolo azy noho izany i Mgr Gustavo Bombin Espino izay evekan'i...Read more
Voatendrin'ny Papa Fransoa ho evekan 'Antsirabe i Mgr Jean Pascal Andriantsoavina. Eveka mpanampy ao Antananarivo i Mgr no izao voatendry hitondra ny diosezin'Antsirabe izao. Mirary soa ho azy...Read more
Handray ny Pallium voatsodrano i Mgr Jean de Dieu, amin'ny maha Arseveka azy, amin'ny alakamisy 29 jiona 2023, amin'ny 9:30 ao amin'ny Basilikan'i Md Piera eto Roma. Entanina isika mba hanotrona azy...Read more
Faly manasa antsika hiombom-bavaka i Masera Félicité sy Adeline, ao amin'ny Fikambanan-dry Masera Hospitalières de la Miséricorde, amin'ny Voady mandrakizay hotonon'izy ireo amin'ny alahady 2 jolay...Read more
Faly manasa antsika hiombom-bavaka amin'ny fanamasinana azy ireo ho Diakra izy mirahalahy amin'ny alahady 25 jiona 2023 amin'ny 11 ora. Ny toerana dia ao amin'ny Basilica di San Giovanni Bosco araka...Read more
Neken'ny Papa François tamin'ny 12 jiona 2023 ny fametraham-pialan'i Mgr Jean Claude Randrianarisoa amin'ny fitantanany ny diosezin'i Miarinarivo. Hitantana vonjimaika ny diosezy noho izany i Mgr...Read more
Neken'ny Papa François ny alatsinainy 5 jiona 2023 ny fametraham-pialan'i Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona amin'ny fitantanana ny diosezin'Antananarivo noho ny fetran-taona. Notendreny noho izany i...Read more