Amin'izao fiomanantsika handeha ho any Lourdes izao, dia tiako ny mamerina etoana ny teny fanokafana na famintinana ny fisehoana izay vakiana amintsika eo am-panombohana ny lamesa isaky ny 11 febroary, andro fankalazana an'i Masina Maria niseho tany Lourdes : "I Masina Maria dia niseho in-18 tamin'... (tohiny)
Teny fanentanana
Vaovaom-piangonana
Miarahaba antsika rehetra ! P. Germain no nitarika ny sorona masina ny alahady 26 avrily teo, niaraka tamin’ireo pretra maromaro tonga tao an-toerana... (tohiny)
Vaovao
Izy fito mirahalahy, Fr RALAIHARO Henri Joseph Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré Fr RAFALIMANANA Georgéa Fr RAKOTOHERISOA Tahina Noël Fr RAHARIMALALA Livaniaina Harizo Fr RAKOTONIRINA Yvon Guy...Read more
Miarahaba an'i Sr Maria Cristina tamin'ny Fanolorantena mandrakizay izay nataony tao amin'ny katedralin'i Palestrina ny alahady 8 jolay 2012 teo. Miombom-pifaliana aminy hatrany isika ary mitondra ny...Read more
Misaotra ny Tompo tamin'ny nahazoantsika Diakra iray indray tamin'ny 23 jiona 2012 lasa teo tany Verona. Miarahaba indrindra an'i Fr. Elie Rajaonarivony amin'izany fahasoavana izany ary mirary ny soa...Read more
Ry rahalahy sy anabavy malala, hafaliana lehibe ho ahy ny milaza aminareo fa hohamasinina ho mpisoron’ny Avo indrindra miaraka amin’izy dimy mirahalahy ny tenako ny asabotsy 25 agositra izao...Read more
Ny Fianakaviamben'ny Trinitera, indrindra ny eto Italie, any Espagne ary any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'i : Fr RALAIHARO Henri Joseph Fr RANAIVOARISAONA Henri Désiré Fr RAFALIMANANA...Read more
Ny Fianakaviam-ben’ny Masera Orsolina, zanak’i Maria tsy azon-keloka eran-tany, ny Paroasy sy ny distrika ary ny Fianakavian’i : Sr. M. Roseline RAZANAMARIA Sr. M. Catherine RASOANDRINA Sr. M. Denise...Read more
Nankalazaina androany 29 jiona 2012 ny fahafahana manao Sorona Masina indray ao amin'ny eglizy SS Salvatore ao Triflisco, Capua (CE), paroasy izay tantanan'i mompera Paul Bernard, ary notanterahana...Read more
Sr Marie Clautilde RAZANADRASOA sy ireo rahavaviny ao amin'ny Tompo ary ny Fikambanan-dr'i Masera Figlie di Maria Ausiliatrice ao Mornese dia manasa antsika hanotrona sy hiombom-bavaka amin'izy ireo...Read more
Misaotra ny Fikambanan-dr'i Masera Mpanompovavikelin'ny Fo Masin'i Jesoa nizara ny fifalian'ny Fetin'izy ireo ny zoma 15 jiona niaraka tamin'ny paroasy Masimbavy Elena etsy amin'ny via Casilina. Sary...Read more
Ny Fikambanan-dri Masera "Figlie di Nostra Signora dell'Eucaristia" eny Zagarolo (Palestrina) dia faly manasa antsika hanotrona an'i Sr Maria Crisitina SOANDROSO sy Sr M Enciya RAMU amin'ny voady...Read more
- « prima
- ‹ precedente
- …
- 9
- 10
- 11
- 12
- 13
- …
- seguente ›
- ultima »






