FIFIDIANANA BIRAON’NY ANKOHONANA RASOAMANARIVO Alahady 08 nôvambra 2026 Hoy Md Paoly tamin’i Timote : “… ataovy ny asan’ny mpitory Evanjely, ary imasoy ny anjara raharahanao ” (2 Tim. 4, 5). Nandray ny Fanahy, fahasoavana, maha-zanak’And/tra tamin’ny Batemy isika rehetra ; afaka mitory ny Evanjely... (tohiny)
Teny fanentanana
Vaovaom-piangonana
Miarahaba antsika rehetra ! Fankalazana manetriketrika ny olomasina rehetra ny alahady 1 nôvambra 2026 teo ; P. Pascal no nitarika ny sorona masina,... (tohiny)
Vaovao
Ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Roma - “Ankohonana Victoire Rasoamanarivo” - dia faly manasa anareo hiombom-bavaka amin’ny Sorona Masina ho fankalazana ny fetin’ny Olontsambatra Victoire...Read more
Hisy ny Lamesa ao @ San Tommaso in Formis (via San Paolo della Croce) @ alahady 20 Septambra ho avy izao @ 10:30, ary hisy koa ny fivorian'ny chorale ao aorinan'io Sorona Masina io. Questa domenica...Read more
Ny fanombohana miaraka ny Taona Pastoraly 2009-2010 dia amin'ny Alahady 13 Septambra 2019. Hisy ny Sorona Masina amin'ny 10 maraina ao amin'ny Chiesa San Macuto toa ny mahazatra.Read more
