Teny fanentanana

Alahady faha-3 mandavantaona (B) amin'ny 21 janoary 2024 ho avy izao, izay fantantsika koa hoe "Alahadin'ny Tenin'Andriamanitra". Manentana antsika noho izany ity fankalazana ity mba hamakafaka bebe kokoa hatrany ny hoe "Tenin'Andriamanitra" ary handalina ny fifamatorany amin'ny finoantsika... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Faly miarahaba ny rehetra indray, ny alahadin'ny Sampankazo teo dia i mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina notronin'i mômpera isany : Nicolas... (tohiny)

Vaovao

HO AIZA ISIKA MIANAKAVY ITY ? Ry havana, “Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy I Jesoa Kristy Tompo”. (Rom 1,7) Vokatry ny fifampizarana ny zava-misy...Read more
Ho aminareo lalandava anie ny famonjena amam-piadanan'ny Tompo! Eram-pò sy eran-tsaina no isaoran'ny Ankohonana Katolika B. Victoire Rasoamanarivo - eto Roma, Italia - anareo rehetra (tera-tany sy...Read more
Nanao ny voady farany i Sr Julienne Rasoamanambina, ao amin'ny Fikambanan'ny missionnaires franciscaines anio 4 oktobra 2010, fetin'i Md François. Na dia vitsy aza ireo afaka nanotrona noho ny...Read more
Ny Ankohonanana Victoire Rasoamanarivo dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny lanonana hiaraha-misakafo izay karakarainy ny alahady 24 oktobra ho avy izao :Read more
Nandalo fijaliana mangirifiry sady mafy noho ny aretina nahazo azy nandritra ny 8 volana ary dia izao nindaosin'ny fahafatesana izao i : RAHELIARINIVO Agnès, teraka tamin'ny 07 Oktobra 1968, ary...Read more
Homba antsika lalandava anie ny fahasoavan'ny Tompo, ny famonjeny ary ny famindram-pò amam-piadanany! Fisaorana no atolotra anareo rehetra ny tamin'ny fanatrehana sy famitana ny adidy iombonana ho...Read more
Omaly alahady 4 jolay 2010 teo dia tonga namangy ny Ankohonana katolika malagasy i Mgr Ernesto Mandara . Io no famangiana voalohany nataon'ny Eveka tompon'andraikitra ato amin'ny Diosezy ho antsika...Read more
Ny Raiamandrenintsika, Mgr Desiré Tsarahazana, Arseveka vaovao miasa ao Toamasina sy ny EKAR Olonts. Victoire Rasoamanarivo eto Roma sy Italia, dia faly misaotra antsika rehetra eram-po eran-tsaina,...Read more
Mamangy anareo rehetra ao amin'ny Tompo! Manainga antsika Malagasy rehetra ny tenako mba hifarimbona hiara-mankalaza am-pahatoniana ny andro fety lehibe mampiombona antsika rehetra. Finoana sy...Read more
Fisaorana no atolotra antsika rehetra samihafa finoana sy fiaviana, ny amin'ny fiombonana feno tanteraka niara-nankalaza iny fety iarahana amin'ny samy hafa firenena sy fiaviana iny! Ny Tompo homba...Read more