Alatsinainy 25 desambra, fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'ny Tompo

 

"Misy Zaza teraka ho antsika, ka Zazalahy no nomena antsika. Napetraka eo an-tsorony ny fanjakana, ary hantsoina hoe: Mpitondra ilay hafatra lehibe Izy." Iz, 9,6