Môpera Rolin (diosezin'Antsiranana) no nitarika ny lamesa androany 5 marsa, alahady hafa-2 amin'ny Karemy. Niara-nanolotra ny sorona masina taminy ry môpera Erick (diosezin'i Fort-Dauphin), Jocelin, Faly ary Pascal. Ny vondrona Saint Augustin no nanentana ny litorjia ary i P. Jocelin no teo amin'ny zava-maneno. Francel ni- servy. Isaorana isika rehetra tonga niara-nivavaka. Hanao récollection any...(tohiny)
Vaovaompiangonana
Isaorana i P. Barnabé nitarika ny sorona masina ny 26 febroary teo, alahady voalohany amin'ny karemy, niaraka tamin'i P. Jocelin sy P. Pascal. Isaorana ny ELVIR nanentana ny litorjia, P. Jocelin nitendry ary Sébastien teo amin'ny lafiny teknika sy niservy . Isaorana isika rehetra tonga niara-nivavaka tamin'ny alalan'ny sorona masina. Amin'ny 5 marsa izao, alahady faharoa amin'ny karemy (taona A...(tohiny)

