Teny fanentanana

“Misy zaza teraka ho antsika…” Miarahaba antsika amin’izao fankalazantsika ny fahaterahan’ny Messia izao. Ny fandraisana an’i Jesoa zazakely ao anaty tranonomby sy ao anatin’ny fontsika anie hahatsapantsika ny fitiavana sy ny halalin’ny misterin’ny fanavotana antsika olombelona. Ary dia mirary soa... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra indray ! Satria nifamotoana teny amin'ny Collegio Sloveno - via Appia Nuova 884, 00178 - niaraka tamin'ireo Fiangonana... (tohiny)

Vaovao

"Tany am-boalohany ny TENY, ary ny TENY dia ANDRIAMANITRA, tonga NOFO ny TENY ary niara-nonina tamintsika." Nahafinaritra ny fankalazana ny fetin'ny Noely androany, na nandritra ny Sorona Masina...Read more
Am-pifaliana no hanambarana amintsika fa i mompera Roger Pascal Andriamitantsoa , sj no aumônier vaovao hitondra ny Ankohonantsika manomboka amin'izao taona pastoraly 2022/2023 izao. Tamin'ny 23...Read more
Isaorana manokana ry Mompera Alphonse sy Pascal nanao ny lamesa ny alahady 18 febroary 2018, ny MDMK nanentana ny litorjia, Atoa Hervé mpitendry nanafana ny hira tamin’ny zava-maneno. Ny aumônier moa...Read more
Hisy fiatahana masina (laretirety) karakaraina ho an'ny Malagasy rehetra manerana an'i Italie, na Pretra na relijiozy na lahika, eny Pietravolta (Modena), ny 11 ka hatramin'ny 20 jiona ho avy izao...Read more
Tamin'ny zoma 2 febroary 2018 no nihaona manokana tamin'i Papa François ireo evekantsika 3 mirahalahy : - Mgr. Désiré Tsarahazana, arsevekan'i Toamasina, Filohan'ny Fiombonamben'ny Eveka any...Read more
Nifanindry tamin'iny rodobe nifampiarahabana taom-baovao tany Naples iny moa ny fotoana nahafahan'ireo eveka niaraka niombom-bavaka tamin'ny Ankohonana ka dia voatery nizara roa isika. Nahafinaritra...Read more
Isaorana an’Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fihaonan’ny Malagasy tany Napoli. Ankasitrahana manokana isika rehetra indrindra ireo nandray anjara mavitrika nahatontosana izany. Singanina...Read more
Ny alahady 7 janoary, nankalazana ny Epifania, Fisehoan’ny Tompo amin’ny firenen-drehetra, no niarahana nanolotra ihany koa ny Sorona Masina ho fialan-tsasatry ny fanahin’i Tompokolahy...Read more
Nisy fiovana tamin'ny fotoana farany moa ny fandaharam-potoana ka ny alahady 5 novambra teo vao tanteraka ny fametrahana ny aumônier tamin'ny fomba ofisialy ary notohizana hatrany ho anatin'ny...Read more
Maromaro ny vaovaom-piangonana efa natsidiky ny aumônier vaovao any amin'ny seraserantsika any fa ity no tena tsy faralahin-javatra fa « vody hena hoe tsa minga aloha » : ny alahady 29 oktobra ho avy...Read more