Teny fanentanana

Miarahaba antsika rehetra ! Hifarana atsy ho atsy ny volana aogositra 2024 ; fotoana izay nitsaharan'ny famonjentsika lamesa isaky ny alahady tao amin'ny "Chiesa san Macuto-Bellarmino", noho ny fiparitahantsika sy fivezivezentsika amin'ny toerana samihafa amin'io fotoana io. Inoako fa nahazo hery... (tohiny)

Vaovaom-piangonana

Miarahaba antsika rehetra ! Vita iny ny vokatra izay nokarakaraintsika ny alahady 17 nôvambra 2024 teo. Nahafaly sy naha afa-po ny ezaka nataontsika... (tohiny)

Vaovao

Manasa antsika rehetra hiaraka hankalaza ny fetin'ny Ankohonana Victoire RasoamanarivoRead more
Notendren’ny papa François ho eveka hitondra ny diosezin’Ambatondrazaka i P. Orthasie Marcellin Harivonjilalaina, pretra avy ao amin’ny diosezin’Ambatondrazaka ihany. Recteur n’ny Seminaire de...Read more
Toerana : Chiesa San Macuto - Bellarmino / Via del Seminario, 120 - 00186 Roma Daty : alahady 23 jiona 2024 Ora : amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro (14:30)Read more
Ny alahady 24 Martsa ho avy izao dia hisy fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho an'ny tanindrazana ho fahatsiarovana ny zava-nitranga tamin'ny 29 martsa 1947, hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka...Read more
Tamin'ny 9 martsa teo no notendren'ny Papa Ray Masina ho evekan'i Miarinarivo i Mgr Jean Claude RAKOTOARISOA, izay vikera jeneralin'ny diosezin'i Tsiroanomandidy no tale nasionalin'ny Pontificie...Read more
Neken'ny Papa François ny fametraham-pialan'i Mgr Vincent Rakotozafy hisotro ronono ary nanendry eveka vaovao avy hatrany niaraka tamin'izany izy hitondra indray ny diosezin'i Tolagnaro. i Môpera Luc...Read more
Faly manasa antsika hiaraka hivavaka amin'izy ireo ny frera Karma, Zoel Michel Andriamasoandro sy Todisoa Herinambinina amin'ny "Professione Solenne" izay hataon'izy ireo. Izany moa dia hataon'izy...Read more
Faly manasa antsika hiombom-bavaka sy hanotrona ireo masera hanao voady farany ny maseran'ny "Battistine" araka ity fanasana alefa eto ambany ity :Read more